top of page




TV PLUS MADAGASCAR

Toujours Vouloir Plus


Le mot du président
« Toujours vouloirs plus est une devise pour nous motiver à donner le meilleur de nous-mêmes, à repousser nos limites et à nous réinventer à chaque fois pour vous procurer, chers téléspectateurs, annonceurs et partenaires, le meilleur en termes d’émissions informatives, éducatives et divertissantes. »

Nicolas Rabemananjara, Président Directeur Général
Version Malagasy
Version Française

![]() DON ANTANIMORANoho ny maha rahavavy , namana ary mpiray tampo ireo vehivavy voafonja no antony nanolorana ny fanomezana androany raha nambaran’i vadin’ny filoha tale jeneralin’ny TVPLUS . Mila manantona an’Andriamanitra ihany koa isika aamin’ny enta mavesatra entintsika hoy hatrany ny vadin’ny filoha tale jeneralin’ny TVPLUS tamin’ireo vevhivavy voafonja . Nanolotra menaka , dobera ary vary ho an’ireo vehivavy voafonja ny mpiara-miasa vehivavy teto amin’ny TV PLUS androany 8 Mars. ZO RABAR | ![]() Fifidianana 07 novembre 2018Mbola nisy ny fampiofanana faramparany an’ireo mpikambana ao anatin’ny birao fandatsahm-bato nialohan’ny nanokafana ny birao fandatsaham-bato. Hanafainganana ny fizotry ny fandraisana ny mpifidy no antony nanamafisana ny fanofanana. Ankoatra izay mbola nampahafantarina an’ireo mpifidy ihany koa ny fomba fanamarihana ny bileta tokana. HAnitra RALALAHARISOA / RIVO RANDRIANARIJAONA |
---|---|
![]() Capture d’écran (4) | ![]() Greve FanjakanaFanakorontanana no antony nisamborana an’i Rainidina Liampivoarana , mpikambana ao amin’ny fanjakana Malagasy hoy ny mpitandro ny filaminana . Tolo-kevitra ho fampitsaharana ny fanomezana ny tany ho an’ny vahiny sy ny fandrobana ny harem-pirenena, no saika natolotry ny Fanjakana Malagasy saingy noravain’ny mpitandro ny filaminna ny hetsika . Na izany aza tsy hitsahatra ny hetsika ataon’ny fanjakana Malagasy, ary takian’izy ireo ny hamoahana ny naman’izy ireo hoy ny pasteur Edouard Tsarahame |
![]() Greve Fanjakana | ![]() Embassy of usaNy tsy fahampian’ny fampiharana ny teny anglisy no anisany mahasarotra ny fahazoana azy rehefa henoina, hoy hatrany ny Club Toastmasters. Miteraka sakana amin’ny lafiny fandraharahana sy ny fifandraisana anefa ny tsy fahafehezana ny teny anglisy am-bava. Ho fanampiana ireo mahay teny anglisy saingy manana olana amin’ny fitenena sy fihainoana, dia natsangana ny fikambanana “The first toastmasters club of Madagascar”, izay tohanan’ny masoivoho amerikanina sy ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena. |
![]() AnjozorobeVelontaraina ireo fianakavian’ny mpitandraka vato tao amin’ny carriere anjozorobe satria tsy mbola hita popoka ny havan’izy ireo hatramin’izao. Namoy ny ainy nandritry ny fitsoahana ireo mpitandron’ny filaminana niaraka tamin’ny zanaky ny olona ambony ireto mpitandraka ireto volana maro lasa izay. Mitaky ny amin’ny tokony hisamborana ny nahavanondoza ny fianakavian’ilay namoy ny ainy satria efa nisy ny horonantsary nanaporofo fa ity ny zanak’ity olona ambony ity no nitifitra ny havan’izy ireo | ![]() HandicapLes personnes en situation de handicap souffrent de la discrimination dans la société principalment dans le monde de l’éducation universitaire d’après les explications. Il n’y a pas encore d’infrastructures et de matériels adaptés à leur situation dans presque tous les domaines. Un projet est en élaboration pour respecter leurs droits. Francesca MAROVELO Harifidy RAKOTOMANALINA |
![]() AlphabetisationLe taux d’analphabétisme chez les jeunes de 15 ans et plus à Madagascar atteint les 29% actuellement. Ce taux est encore élevé par rapport aux autres pays africains. Cette défaillance constitue un obstacle au développement du pays, selon le directeur de l’éducation préscolaire et de l’alphabétisation. Pour réduire à 25% le taux d’analphabétisme dans le pays, une nouvelle stratégie consistant à mettre en place des centres d’alphabétisation a été conçue et appliquée à partir de cette année. HAn | ![]() Comite ANRAndry Rajoelina candidat à l’élection présidentielle, est maintenant soutenu par l’association AFF Andry sy fototra ho an’ny Fampandrosoana. Cette association est pour la tenue d’une élection transparente et légitime, la seule voie pour sortir Madagascar de la crise. FITIAVANA DONNIE YVES RASATA |
![]() 150 eme Ecar Soamanandrariny | ![]() FIVPAMAAprès la candidature à la présidentielle du président en exercice du conseil d’administration du FIVMPAMA, le groupement du patronat Malagasy a dû procéder à un changement et sera donc régi par une présidence collégiale. L’ancien PCA, désormais candidat à la présidentielle, ne pourra plus occuper ce poste vu que ce groupement est apolitique, selon les membres du conseil d’administration. Toutefois les membres de cette présidence collégiale continueront les projets élaborés avec l’ancien PCA du |
![]() Andry RAJOELINA ArivonimamoNahazo alalana avy amin’ny Kaominina ambonivohitr’Arivonimamo ny fanatanterahana ny fihaonana izay saika atao ao amin’ny complexe municipal hoy ny Ben’ny tanana saingy tsy navela hiditra i Andry RAJOELINA. Natao teo amin’ny kianjan’Antaboaka araka izany ny fihaonana natrehan’ny vahoaka maro be. Voaresaka teo avokoa ny tsy fandriampahalemana, ny olana amin’ny fanenonana landy sy ny famokarana mananasy. FITIAVANA DONNIE YVES RASATA | ![]() Greve Rugby |
![]() Antoko AVANA ARMADA | ![]() Convocation MonimaDeux enquêteurs ont été envoyés par le bureau indépendant anti-corruption dans le domicile du président national du Monima Kamiovimbio vendredi dernier selon le secrétaire général du parti. L’utilisation de la voiture de la primature en est la raison d’après ses explications. Le BIANCO n’a pas la compétence de traiter ce type d’affaire selon le secrétaire général du parti Monima Kamiovimbio Mika RANDRIAMBONILAZA / Harifidy RAKOTOMANALINA |
![]() Bakaro | ![]() Fanambarana Siteny |
![]() SamifinNahitana fiakarana ny isan’ireo fitarainana amina trangana famotsiam-bola nandritry ny telo volana voalohany tamin’ity taona ity raha mitaha amin’ny taona 2018. nahatratra 18 ireo raharaha famotsiam-bola voarain’izy ireo raha ny tatitry ny SAMIFIN. Ny fitondrana ny raharaha eny anivon’ny fitsarana mahefa avy hatrany no andraikitry ny SAMIFIN manoloana ireo trangana famotsiam-bola. | ![]() Artec |
![]() Tourism IsaloUne baisse considérable du taux de flux touristique dans le parc national d’Isalo a été constatée, selon l’office régional du tourisme d’Isalo-Ihorombe. Si ce parc était la première destination touristique à Madagascar auparavant, ce n’est plus le cas en ce moment. La cherté du frais d’accès au parc pourrait être l’une des causes de cette baisse du nombre de visiteurs. | ![]() olana tsena isotry |
![]() Rotary club | ![]() 45 eme Hero |
![]() jazz brunchNanome lanja ny mpanakanto malagasy sady amerikanina mpiangaly jazz Andy razafy ny masoivoho amerikanina eto madagasikara androany. Tafiditra ao anatin'ny fankalazana andro iraisam-pirenen'ny jazz. Manamarika ny firahalahian'i Madagasikara sy etazonia ny mpanakanto Andy Razaf hoy ny mpanolotsaina momban'ny fifandraisana sy ny kolontsaina eno anivon’ny masoivoho amerikanina. MISAINA RALAMBONDRAINY / YVES RASATA | ![]() fizafato |
![]() fanafihana RN44 | ![]() Ministre de l`industrie |
![]() Royal Spirits | ![]() jazz brunch |
![]() fizafato | ![]() fanafihana RN44 |
![]() Ministre de l`industrie | ![]() Royal Spirits |
![]() Fitonkonana 13 MaiTsy nahazo alàlana hanao fihetsiketsehana sy hampiasa ny parvis an’Analakely ny hetsibahoaka ho amin'ny tena fanovana sy fanorenana ifotony ho amin’ny rahampitso hoy ny prefektioran’Antananarivo sy ny lefitry ny ben’ny tanàna. Etsy ankilany, tsy ilaina intsony ny fangatahan-dalàna hanao ny hetsika fa hetsiky ny solombavambahoaka teo aloha ihany io ataon'izy ireo io ka tsy ilaina hanaovana fangatahana alàlana intsony hoy ireo mpikambana eo anivon’ny HFI. | ![]() ANR Ihosy |
![]() ANR Ihosy2 | ![]() Blem QMM |
![]() Autorisation 13Mai | ![]() Don Anjanamasina |
![]() Descente garre routier | ![]() Resolution Mpampianatra |
![]() CP KMF CNOE | ![]() LACEMENT ROCADE |
![]() MANIF YEAS PARK | ![]() FESTIVAL DES BALEINES |
![]() OUVERTURE LYCEE AMBOHIMANARINA | ![]() SUIVI GREVE MPAMPIANATRA |
![]() MAE COMESA | ![]() INTER 01 |
![]() INTER 02 |
bottom of page